<-
->

Rom / Rm 16:7 Salute Andronicus and Junia, my kinsmen, and my fellow-prisoners, who are of note among the apostles, who also were in Christ before me. Veloma amin' i Androniko sy Jonia, havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin' ny Apostoly sady tao amin' i Kristy talohako. Veloma any amin' i Androniky sy Joniasa havako sy niara-nifatotra tamiko, izay sady tsara laza amin' ny Apostoly no tao amin' ny Kristy talohako aza. Saluez Andronicus et Junias, mes parents et mes compagnons de captivité : ce sont des apôtres marquants qui m' ont précédé dans le Christ.