<-
->

Rom / Rm 16:5 Likewise greet the church that is in their house. Salute my well-beloved Epaenetus, who is the firstfruits of Achaia unto Christ. Ary veloma amin' ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin' i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr' i Asia ho an' i Kristy. ary veloma any amin' ny Eglizy rehetra izay ao an-tranony. Veloma any amin' i Epeneto malalako, izay santatr' i Asia ho an' ny Kristy. saluez aussi l'Église qui se réunit chez eux. Saluez mon cher Épénète, les prémices que l' Asie a offertes au Christ.