<-
->

Rom / Rm 14:18 For he that in these things serveth Christ is acceptable to God, and approved of men. Fa izay manompo an' i Kristy amin' izany zavatra izany no sitrak' Andriamanitra sy eken' ny olona fa tsara. Koa izay manompo ny Kristy amin' izany no ankasitrahan' Andriamanitra, sy ankatoavin' ny olombelona. Celui en effet qui sert le Christ de la sorte est agréable à Dieu et approuvé des hommes.