<-
->

Asa 16:6 Now when they had gone throughout Phrygia and the region of Galatia, and were forbidden of the Holy Ghost to preach the word in Asia, Ary rehefa noraran' ny Fanahy Masina tsy hitory ny teny tany Asia izy, dia nandeha namaky ny tany Frygia sy Galatia Nony avy nitety an' i Frijia sy Galatia izy ireo, dia noraran' ny Fanahy Masina tsy hitory ny tenin' Andriamanitra any Asia. Ils parcoururent la Phrygie et le territoire galate, le Saint Esprit les ayant empêchés d' annoncer la parole en Asie.