<-
->

Jao / Jo 7:26 But, lo, he speaketh boldly, and they say nothing unto him. Do the rulers know indeed that this is the very Christ? Ary indro Izy miteny miharihary, nefa tsy misy miteny Azy akory. Sao efa fantatry ny mpanapaka anie fa Io no Kristy? Ary nahoana no miteny ampahibemaso izy io, ka no tsy misy sahy miteny azy akory? Sao dia efa fantatry ny loholona kosa fa io no Kristy? Et le voilà qui parle ouvertement sans qu' ils lui disent rien ! Est-ce que vraiment les autorités auraient reconnu qu' il est le Christ ?