<-
->

Deo / Dt 5:1 And Moses called all Israel, and said unto them, Hear, O Israel, the statutes and judgments which I speak in your ears this day, that ye may learn them, and keep, and do them. Ary Mosesy niantso ny Isiraely rehetra ka nanao taminy hoe: Ry Isiraely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eto anatrehanareo anio, ka ianaro ireo, sy mitandrema mba hankatò azy. Ary niantso an' Israely Moizy ka nanao taminy hoe: Henoy, ry Israely, ny didy amam-pitsipika ampandrenesiko anao anio; ianaro izany, ary araho amim-pitandremana tokoa. Moïse convoqua tout Israël et leur dit : Écoute, Israël, les lois et les coutumes que je prononce aujourd' hui à vos oreilles. Apprenez-les et gardez-les pour les mettre en pratique.