<-
->

Deo / Dt 4:1 Now therefore hearken, O Israel, unto the statutes and unto the judgments, which I teach you, for to do them, that ye may live, and go in and possess the land which the Lord God of your fathers giveth you. Ary ankehitriny, ry Isiraely, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay ampianariko anareo harahinareo, mba ho velona ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen' i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anareo. Ary ankehitriny, ry Israely, henoy ny didy amam-pitsipika atoroko, hitandremanareo azy mba ho velona hianareo, ka hiditra sy hanana ny tany nomen' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo. Et maintenant, Israël, écoute les lois et les coutumes que je vous enseigne aujourd' hui pour que vous les mettiez en pratique : afin que vous viviez, et que vous entriez, pour en prendre possession, dans le pays que vous donne Yahvé le Dieu de vos pères.