<-
->

Deo / Dt 34:8 And the children of Israel wept for Moses in the plains of Moab thirty days: so the days of weeping and mourning for Moses were ended. Ary ny Zanak' Isiraely nisaona an' i Mosesy telo-polo andro teo Arbota-moaba; dia tapitra ny andro fitomaniana nisaonana an' i Mosesy. Nisaona an' i Moizy telopolo andro tao amin' ny tany lemak' i Moaba ny zanak' Israely ka tapitra ny andro fitomaniana tamin' ny fisaonana an' i Moizy. Les Israélites pleurèrent Moïse trente jours dans les Steppes de Moab. Les jours de pleurs pour le deuil de Moïse s' achevèrent.