<-
->

Deo / Dt 33:21 And he provided the first part for himself, because there, in a portion of the lawgiver, was he seated; and he came with the heads of the people, he executed the justice of the Lord, and his judgments with Israel. Nizaha izay tsara indrindra ho an' ny tenany izy, Fa teo ny anaran' ny mpanao lalàna no efa voatokana. Niaraka tamin' ny lohan' ny firenena izy, Ary araka ny fahamarinan' i Jehovah ny nataony, Sy araka ny fitsipiny izay iombonany amin' ny Isiraely. Nifidy ny voalohan-tany ho azy izy; fa anjaram-pifehy no voafina ao, ary nandroso nialoha lalana ny vahoaka, nanatanteraka ny fahamarinan' ny Tompo izy sy ny fitsarany, niaraka tamin' Israely. Puis il s' est attribué les prémices, là, il a vu qu' une part de chef lui était réservée. Il est venu comme chef du peuple, ayant accompli la justice de Yahvé et ses sentences sur Israël.