<-
->

Deo / Dt 32:49 Get thee up into this mountain Abarim, unto mount Nebo, which is in the land of Moab, that is over against Jericho; and behold the land of Canaan, which I give unto the children of Israel for a possession: Miakara amin' ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin' ny tany Moaba tandrifin' i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak' Isiraely ho lovany. Miakara any amin' io tendrombohitr' i Abarima io, amin' ny tendrombohitra Nebao, amin' i Moaba, tandrifin' i Jerikao, ka tazano ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak' Israely ho fananany. " Monte sur cette montagne des Abarim, sur le mont Nebo, au pays de Moab, face à Jéricho, et regarde le pays de Canaan que je donne en propriété aux Israélites.