<-
->

Deo / Dt 31:9 And Moses wrote this law, and delivered it unto the priests the sons of Levi, which bare the ark of the covenant of the Lord, and unto all the elders of Israel. Dia nosoratan' i Mosesy izany lalàna izany ka natolony ireo mpisorona, taranak' i Levy, izay mpitondra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, sy ny loholon' ny Isiraely rehetra. Nosoratan' i Moizy izany lalàna izany, dia natolony tamin' ny mpisorona, taranak' i Levì mpitondra ny fiaran' ny faneken' ny Tompo, mbamin' ny loholon' Israely rehetra. Moïse mit cette Loi par écrit et la donna aux prêtres, fils de Lévi, qui portaient l' arche de l' alliance de Yahvé, ainsi qu'à tous les anciens d' Israël.