<-
->

Deo / Dt 31:23 And he gave Joshua the son of Nun a charge, and said, Be strong and of a good courage: for thou shalt bring the children of Israel into the land which I sware unto them: and I will be with thee. Ary Jehovah nandidy an' i Josoa, zanak' i Nona, ka nanao hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hitondra ny Zanak' Isiraely hiditra ao amin' ny tany izay nianianako taminy homena azy, ary homba anao Aho. Ary Iaveh nanome didy an' i Josoe, zanak' i Nòna, ka nanao taminy hoe: Mahereza ary matanjaha tsara fa hianao no hampiditra ny zanak' Israely any amin' ny tany nampanantenaiko azy tamim-pianianana, ary izaho homba anao. Il donna cet ordre à Josué fils de Nûn : " Sois fort et tiens bon, car c' est toi qui conduiras les Israélites au pays que je leur ai promis par serment, et moi, je serai avec toi. "