<-
->

Deo / Dt 3:6 And we utterly destroyed them, as we did unto Sihon king of Heshbon, utterly destroying the men, women, and children, of every city. Dia naringantsika ireny tahaka izay efa nataontsika tamin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona; naringana ny mponina rehetra tamin' ny isan-tanàna mbamin' ny zaza amim-behivavy. Nataontsika anatema izy, toy ny nanaovantsika an' i Sehona, mpanjakan' i Hesebona; natao anatema ny tanàna, ny lehilahy, ny vehivavy sy ny zaza; Nous les dévouâmes par anathème, comme nous avions fait pour Sihôn, roi de Heshbôn, dévouant à l' anathème toutes ces villes d' hommes mariés, les femmes et les enfants ;