<-
->

Deo / Dt 3:2 And the Lord said unto me, Fear him not: for I will deliver him, and all his people, and his land, into thy hand; and thou shalt do unto him as thou didst unto Sihon king of the Amorites, which dwelt at Heshbon. Ary hoy Jehovah tamiko: Aza matahotra azy ianao; fa efa natolotro eo an-tananao izy mbamin' ny vahoakany rehetra sy ny taniny, ary ianao hanao aminy araka izay nataonao tamin' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nonina tao Hesbona. Hoy Iaveh tamiko: Aza matahotra azy, fa efa natolotro eo an-tànanao izy mbamin' ny vahoakany rehetra sy ny taniny, ka ataovy toy ny nanaovanao an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nonina tany Hesebona. Yahvé me dit : " Ne le crains pas, car je l' ai livré en ton pouvoir, lui, tout son peuple et son pays. Tu le traiteras comme tu as traité Sihôn, le roi amorite, qui habite à Heshbôn. "