<-
->

Deo / Dt 3:16 And unto the Reubenites and unto the Gadites I gave from Gilead even unto the river Arnon half the valley, and the border even unto the river Jabbok, which is the border of the children of Ammon; Ary ny Robenita sy ny Gadita dia nomeko ny hatrany Gileada ka hatramin' ny lohasahan-driaka Arnona, dia ny antsasaky ny lohasaha, sy ny fari-tany hatramin' ny amoron' ny lohasahan-driaka Jaboka, izay fari-tanin' ny taranak' i Amona, Ny Robenita sy ny Gadita nomeko ny sasany amin' i Galaada hatramin' ny ranon-driaka Arnona, ny am-pamatonan' ny lohasaha no faritra aminy, hatramin' ny ranon-driaka Jabaoka, sisin-tanin' ny zanak' i Amona, Aux Rubénites et aux Gadites je donnai depuis le Galaad jusqu' au torrent de l' Arnon, le milieu du torrent marquant la frontière, et jusqu' au Yabboq, le torrent marquant la frontière des Ammonites.