<-
->

Deo / Dt 28:68 And the Lord shall bring thee into Egypt again with ships, by the way whereof I spake unto thee, Thou shalt see it no more again: and there ye shall be sold unto your enemies for bondmen and bondwomen, and no man shall buy you. Ary ianao ho entin' i Jehovah an-tsambo hiverina any Egypta amin' izay lalana efa nolazaiko taminao hoe: Tsy hahita izany intsony ianao; dia hivaro-tena ho andevolahy sy ho andevovavy any amin' ny fahavalonareo ianareo, nefa tsy hisy mpividy. IZAO no tenin' ny fanekena izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy hatao amin' ny Zanak' Isiraely tany amin' ny tany Moaba, afa-tsy ilay fanekena nataony taminy tao Horeba. Haverin' ny Tompo an-tsambo ho any Ejipta hianao, hihazo ny làlana voalazako taminao hoe: Tsy ho hitanao intsony izany, ary any hianareo hivaro-tena ho andevolahy sy andevovavy amin' ny fahavalonareo nefa tsy hisy mpividy. Yahvé te renverra en Égypte dans des vaisseaux ou par un chemin dont je t' avais dit : " Tu ne le verras plus ! " Et là vous irez vous vendre à tes ennemis comme serviteurs et servantes, sans trouver d' acheteur.