<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 27:1 | And |
Ary Mosesy sy ny loholon' ny Isiraely dia nandidy ny vahoaka ka nanao hoe: Tandremo ny lalàna rehetra izay andidiako anao anio. | Ary Moizy sy ny loholon' Israely dia nanome izao didy izao tamin' ny vahoaka: Tandremo ny didy rehetra andidiako anareo anio. |