<-
->

Deo / Dt 2:30 But Sihon king of Heshbon would not let us pass by him: for the Lord thy God hardened his spirit, and made his heart obstinate, that he might deliver him into thy hand, as appeareth this day. Fa Sihona, mpanjakan' i Hesbona, tsy nety namela antsika handeha hamaky ny taniny; fa Jehovah Andriamanitrao nanamafy ny fony sy nampahaditra ny fanahiny, mba hanolorany azy eo an-tananao tahaka ny amin' izao anio izao. Tsy nety namela antsika hamaky ny taniny anefa Sehona mpanjakan' i Hesebona; fa efa nohenjanin' ny Tompo Andriamanitrao ny fanahiny, ary efa nohamafisiny ny fony mba hanolorany azy ho eo an-tànanao araka ny hitanao amin' izao anio izao. Mais Sihôn, roi de Heshbôn, ne consentit pas à nous laisser passer chez lui ; car Yahvé ton Dieu avait figé son esprit et endurci son coeur, afin de le livrer en ton pouvoir, comme il l' est encore aujourd' hui.