<-
->

Deo / Dt 2:26 And I sent messengers out of the wilderness of Kedemoth unto Sihon king of Heshbon with words of peace, saying, Dia naniraka olona avy tany an-efitr' i Kedemota aho hankany amin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona, nitondra teny fihavanana hoe: Teo an' efitra Kademota dia nandefa iraka hankany amin' i Sehona, mpanjakan' i Hesebona aho, nitondra tenim-pihavanana, nampilaza taminy hoe: Du désert de Qedémot, j' envoyai des messagers porter à Sihôn, roi de Heshbôn, ces paroles de paix :