<-
->

Deo / Dt 18:6 And if a Levite come from any of thy gates out of all Israel, where he sojourned, and come with all the desire of his mind unto the place which the Lord shall choose; Ary raha misy Levita miala amin' ny tanànanao anankiray, izay nivahiniany, amin' ny Isiraely rehetra, ka mandeha araka ny fanirian' ny fony ho any amin' ny tany izay hofidin' i Jehovah, Raha misy Levita miala amin' ny anankiray amin' ny tanànanao, amin' izay fitoerana onenany ao amin' Israely na aiza na aiza, ka tonga araka ny fanirian' ny fony amin' ny fitoerana izay hofidin' ny Tompo, Si le lévite séjournant en l' une de tes villes, où que ce soit en Israël, vient, selon son désir, au lieu choisi par Yahvé,