<-
->

Deo / Dt 17:20 That his heart be not lifted up above his brethren, and that he turn not aside from the commandment, to the right hand, or to the left: to the end that he may prolong his days in his kingdom, he, and his children, in the midst of Israel. mba tsy hiavonavonan' ny fony amin' ny rahalahiny, ary mba tsy hiviliany hiala amin' ny lalàna, na ho amin' ny ankavanana, na ho amin' ny ankavia, mba ho maro andro amin' ny fanjakany eo amin' ny Isiraely; izy sy ny taranany. mba tsy hisandratan' ny fony ambonin' ny rahalahiny, ary tsy hiviliany ny didy na ho amin' ny ankavanana na ho amin' ny ankavia, ka ho lava andro ao amin' ny fanjakany izy sy ny taranany eo afovoan' Israely. Il évitera ainsi de s' enorgueillir au-dessus de ses frères, et il ne s'écartera de ces commandements ni à droite ni à gauche. A cette condition, il aura, lui et ses fils, de longs jours sur le trône en Israël.