<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 17:12 | And the man that will do presumptuously, and will not hearken unto the priest that standeth to minister there before the |
Fa ny olona izay miavonavona ka tsy mihaino ny mpisorona izay mitsangana hanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao, na ny mpitsara, dia aoka ho faty izany olona izany; ka dia hofongoranao tsy ho eo amin' ny Isiraely ny fanao ratsy. | Hohelohin-ko faty izay mety hoentim-piavonavonana, ka amin' ny ataony dia tsy hihaino ny mpisorona mitoetra eo hanompoany an' ny Tompo Andriamanitrao, na tsy mihaino ny mpitsara. Izany no hamongoranao ny ratsy eo amin' Israely. | Si quelqu' un agit présomptueusement, n' obéissant ni au prêtre qui se tient là pour le service de |