<-
->

Lio / Lk 23:39 And one of the malefactors which were hanged railed on him, saying, If thou be Christ, save thyself and us. Ary ny anankiray tamin' ireo olon-dratsy nahantona teo ireo dia niteny ratsy Azy ka nanao hoe: Tsy Hianao va no Kristy? vonjeo ny tenanao sy izahay. Ary ny anankiray tamin' ireo mpangalatra izay nihantona teo dia nanevateva azy nanao hoe: Raha hianao no Kristy, vonjeo ny tenanao sy izahay. L' un des malfaiteurs suspendus à la croix l' injuriait : " N' es-tu pas le Christ ? Sauve-toi toi-même, et nous aussi. "