<-
->

Lio / Lk 23:2 And they began to accuse him, saying, We found this fellow perverting the nation, and forbidding to give tribute to Caesar, saying that he himself is Christ a King. dia niampanga Azy ka nanao hoe: Ilehity hitanay nampiodina ny firenenay sady nandrara tsy handoa hetra ho an' i Kaisara ka nilaza ny tenany ho Kristy Mpanjaka. ary niampanga azy toy izao: Azonay nampiodina ny firenenay ilay io, sy nandrara tsy handoa hetra ho an' i Sezara, ary nilaza ny tenany ho Kristy mpanjaka. Ils se mirent alors à l' accuser, en disant : " Nous avons trouvé cet homme mettant le trouble dans notre nation, empêchant de payer les impôts à César et se disant Christ Roi. "