<-
->

Mar / Mk 15:32 Let Christ the King of Israel descend now from the cross, that we may see and believe. And they that were crucified with him reviled him. Aoka Kristy, Mpanjakan' ny Isiraely, hidina hiala amin' ny hazo fijaliana ankehitriny mba ho hitantsika ka hinoantsika. Ary ireo niaraka nohomboana taminy tamin' ny hazo fijaliana dia naneso Azy koa. Aoka ny Kristy mpanjakan' Israely hidina hiala amin' ny hazo fijaliana amin' izao, mba ho hitantsika ka hinoantsika. Dia ireo niara-nofantsihana taminy avy koa no naneso azy. Que le Christ, le Roi d' Israël, descende maintenant de la croix, pour que nous voyions et que nous croyions ! " Même ceux qui étaient crucifiés avec lui l' outrageaient.