<-
->

Mar / Mk 14:36 And he said, Abba, Father, all things are possible unto thee; take away this cup from me: nevertheless not what I will, but what thou wilt. Ary hoy Izy: Aba, Raiko ô, ny zavatra rehetra hainao; esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao. nanao hoe: Aba, Raiko, azonao atao ny zavatra rehetra, ka aoka tsy hikasika ahy ity kapoaka ity, kanefa aoka tsy ny sitra-poko no ho tanteraka, fa ny anao. Et il disait : " Abba Père ! tout t' est possible : éloigne de moi cette coupe ; pourtant, pas ce que je veux, mais ce que tu veux ! "