<-
->

Mat / Mt 1:17 So all the generations from Abraham to David are fourteen generations; and from David until the carrying away into Babylon are fourteen generations; and from the carrying away into Babylon unto Christ are fourteen generations. Ary ny taranaka rehetra hatramin' i Abrahama ka hatramin' i Davida dia taranaka efatra ambin' ny folo; ary hatramin' i Davida ka hatramin' ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin' ny folo; ary hatramin' ny nifindrana tany Babylona ka hatramin' i Kristy dia taranaka efatra ambin' ny folo. Koa ny taranaka rehetra hatramin' i Abrahama ka hatramin' i Davida, dia taranaka efatra ambin' ny folo; ary hatramin' i Davida ka hatramin' ny nifindrana tany Babilona, dia taranaka efatra ambin' ny folo; ary hatramin' ny nifindrana tany Babilona ka hatramin' ny Kristy, dia taranaka efatra ambin' ny folo. Le total des générations est donc : d' Abraham à David, quatorze générations ; de la déportation de Babylone au Christ, quatorze générations.