<-
->

Zef / Sof 2:9 Therefore as I live, saith the Lord of hosts, the God of Israel, Surely Moab shall be as Sodom, and the children of Ammon as Gomorrah, even the breeding of nettles, and saltpits, and a perpetual desolation: the residue of my people shall spoil them, and the remnant of my people shall possess them. Koa raha velona koa Aho, hoy Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, Dia ho tahaka an' i Sodoma tokoa Moaba, Ary ny taranak' i Amona ho tahaka an' i Gomora, Dia ho alan' amiana sy lava-tsira ary tany lao mandrakizay; Ny sisa amin' ny oloko no hamabo azy, ary ny sisa amin' ny oloko no hahalasa azy. Ka noho izany dia velona aho, - teny marin' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Moaba hanahaka an' i Sodoma; ary ny taranak' i Ammona ho tahaka an' i Gomora: fitoerana nafoy ho an' ny amiana sy tany ihadian-tsira, ho efitra mandrakizay. Izay sisa amin' ny vahoakako hambabo azy, ary izay tavela amin' ny fireneko no hahazo azy ho lovany. C' est pourquoi, par ma vie! - oracle de Yahvé Sabaot, Dieu d' Israël : " Moab deviendra comme Sodome et les fils d' Ammon comme Gomorrhe : un domaine de chardons, un monceau de sel, une solitude à jamais. Le reste de mon peuple les pillera, ce qui subsistera de ma nation en recevra l' héritage. "