<-
->

Nom / Fan 8:20 And Moses, and Aaron, and all the congregation of the children of Israel, did to the Levites according unto all that the Lord commanded Moses concerning the Levites, so did the children of Israel unto them. Dia nataon' i Mosesy sy Arona mbamin' ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, tamin' ny Levita izany; araka izay rehetra efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ny amin' ny Levita no nataon' ny Zanak' Isiraely taminy. Dia nataon' i Moizy sy Aarona mbamin' ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra tamin' ny Levita, izay rehetra nandidian' ny Tompo an' i Moizy momba ny Levita; izany no nataon' ny zanak' Israely tamin' izy ireo. Moïse, Aaron et toute la communauté des Israélites agirent à l'égard des Lévites selon tout ce que Yahvé avait ordonné à Moïse à leur sujet ; ainsi agirent les Israélites à leur égard.