<-
->

Nom / Fan 5:9 And every offering of all the holy things of the children of Israel, which they bring unto the priest, shall be his. Ary ny fanatitra rehetra alaina amin' ny zava-masina rehetra aterin' ny Zanak' Isiraely, izay ateriny ho an' ny mpisorona, dia ho azy izany. An' ny mpisorona ny fanatitra rehetra avahana amin' ny zava-masina aterin' ny zanak' Israely amin' ny mpisorona; Car sur toute chose que les Israélites ont consacrée et apportée au prêtre, celui-ci a droit au prélèvement.