<-
->

Nom / Fan 36:5 And Moses commanded the children of Israel according to the word of the Lord, saying, The tribe of the sons of Joseph hath said well. Ary Mosesy nandidy ny Zanak' Isiraely araka ny tenin' i Jehovah ka nanao hoe: Marina ny tenin' ny firenena taranak' i Josefa. Ary nanome izao didy izao Moizy ho an' ny zanak' Israely araka ny tenin' ny Tompo, nanao hoe: Marina ny tenin' ny fokon' ny zanak' i Josefa. Moïse, sur l' ordre de Yahvé, donna cet ordre aux Israélites. Il dit :" La tribu des fils de Joseph a parlé juste.