<-
->

Nom / Fan 34:2 Command the children of Israel, and say unto them, When ye come into the land of Canaan; (this is the land that shall fall unto you for an inheritance, even the land of Canaan with the coasts thereof:) Mandidia ny Zanak' Isiraely hoe: Raha tonga any amin' ny tany Kanana ianareo, dia izao no tany izay ho azonareo ho lova, dia ny tany Kanana araka izay fari-taniny. Mandidia ny zanak' Israely ka lazao aminy hoe: Rahefa tafiditra any amin' ny tany Kanaana hianareo, izao no tany ho tonga zara taninareo: ny tany Kanaana araka ny mamaritra azy. " Ordonne ceci aux Israélites, tu leur diras : Quand vous entrerez dans le pays de Canaan , voici le pays qui deviendra votre héritage. C' est le pays de Canaan selon ses frontières.