<-
->

Nom / Fan 3:8 And they shall keep all the instruments of the tabernacle of the congregation, and the charge of the children of Israel, to do the service of the tabernacle. Dia hitandrina ny fanaka rehetra momba ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahan' ny Zanak' Isiraely izy ka hanao ny fanompoana ao amin' ny tabernakely. Izy ireo no hiadidy ny fanaka rehetra ao amin' ny trano lay fihaonana, sy izay rehetra tsy maintsy hiandraiketan' ny zanak' Israely; izany no hanantanterahany ny fanompoana momba ny Fonenana. Ils auront soin de tout le mobilier de la Tente du Rendez-vous, et ils assumeront la charge qui incombe aux Israélites en faisant le service de la Demeure.