<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 3:40 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Alamino ny lahimatoa rehetra eo amin' ny Zanak' Isiraely hatramin' ny iray volana no ho miakatra, ka alao isa ny anarany. | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Alao isa ny lahimatoa rehetra amin' ny zanak' Israely, hatramin' ny iray volana no ho miakatra, ka isao ny anarany. |