<-
->

Nom / Fan 26:2 Take the sum of all the congregation of the children of Israel, from twenty years old and upward, throughout their fathers' house, all that are able to go to war in Israel. Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra amin' ny Isiraely azo halefa hanafika. Alao isa ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra, hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia ny lehilahy rehetra mahatam-piadiana amin' Israely. " Faites le recensement de toute la communauté des Israélites, par familles : tous ceux qui ont vingt ans et au-dessus, aptes à faire campagne en Israël. "