<-
->

Nom / Fan 24:1 And when Balaam saw that it pleased the Lord to bless Israel, he went not, as at other times, to seek for enchantments, but he set his face toward the wilderness. Ary rehefa hitan' i Balama fa sitrak' i Jehovah ny hitahy ny Isiraely, dia tsy nandeha tahaka ny teo hanao sikidy intsony izy, fa nitodika nanatrika ny efitra fotsiny. Hitan' i Balaama fa ny hitso-drano an' Israely no sitra' Iaveh ka tsy nandeha hizaha famantarana avy amin' ny fanandroana toy ny teo intsony izy, fa natodiny ny tavany hanatrika ny efitra. Balaam vit alors que Yahvé trouvait bon de bénir Israël. Il n' alla pas comme les autres fois à la recherche de présages, mais il se tourna face au désert.