<-
->

Nom / Fan 20:22 And the children of Israel, even the whole congregation, journeyed from Kadesh, and came unto mount Hor. Ary nifindra ny Zanak' Isiraely, dia ny fiangonana rehetra, ka niala tany Kadesy ary tonga tao an-tendrombohitra Hora. Niala tao Kadesy ny zanak' Israely, ny fiangonana manontolo, dia tonga tao an-tendrombohitra Hora. Ils partirent de Cadès, et les Israélites, toute la communauté, arrivèrent à Hor-la-Montagne.