<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 2:34 | And the children of |
Ary ny Zanak' Isiraely dia nanao araka izay rehetra efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ka nitoby araka ny fanevany avy, ary samy nandroso araka ny fokony avy sy ny fianakaviany avy izy. | Notanterahin' ny zanak' Israely avokoa izay rehetra nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Toy izany no nitobiany samy araka ny fanevany avy. Toy izany no nilaharany teo am-pandehanana araka ny fianakaviany avy sy ny fokom-pianakaviany avy. | Les |