<-
->

Nom / Fan 17:24 Nentin' i Moizy avy teo anatrehan' ny Tompo ny tehina rehetra ho eo amin' ny zanak' Israely rehetra, dia nahita izany izy ireo, ka samy naka ny tehiny avy. Moïse reprit tous les rameaux de devant Yahvé et les apporta à tous les Israélites ; ils constatèrent, et chacun reprit son rameau.