<-
->

Nom / Fan 17:21 Niteny tamin' ny zanak' Israely Moizy, ka nanatitra tehina iray taminy ny filohany rehetra, tehina iray isam-pilohany, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia tehina roa ambin' ny folo izany, ary ny tehin' i Aarona dia teo afovoan' ny tehin' izy ireo. Moïse parla aux Israélites, et tous leurs princes lui remirent chacun un rameau, douze rameaux pour l' ensemble de leurs familles patriarcales ; parmi eux était le rameau d' Aaron.