<-
->

Nom / Fan 17:17 Mitenena amin' ny zanak' Israely, ary angalao tehina izy ireo, dia tehina iray avy isam-pokom-pianakaviany, dia tehina roa ambin' ny folo. Samy soraty amin' ny tehina ny anarany tsirairay avy. " Parle aux Israélites. Qu' ils te remettent, pour chaque famille, un rameau ; que tous leurs chefs, pour leurs familles, te remettent douze rameaux. Tu écriras le nom de chacun sur son rameau ;