<-
->

Nom / Fan 10:29 And Moses said unto Hobab, the son of Raguel the Midianite, Moses' father in law, We are journeying unto the place of which the Lord said, I will give it you: come thou with us, and we will do thee good: for the Lord hath spoken good concerning Israel. Dia hoy Mosesy tamin' i Hobaba, zanak' i Regoela Midianita, rafozan' i Mosesy: Izahay izao dia mandeha hankany amin' ny tany izay nolazain' i Jehovah hoe: Homeko anareo izy; andeha hiaraka aminay ianao, dia hasianay soa; fa Jehovah efa nilaza soa ny amin' ny Isiraely. Ary hoy Moizy tamin' i Hobaba zana-dRagoela, Madianita, rafozan' i Moizy: Ny dianay izao, dia ho any amin' ny tany nolazain' ny Tompo hoe: Homeko anareo izy. Koa andeha hiaraka aminay, fa hasianay soa hianao, satria Iaveh efa nampanantena ny hanisy soa an' Israely. Moïse dit à Hobab, fils de Réuel le Madianite, son beau-père : " Nous partons pour le pays dont Yahvé a dit : Je vous le donnerai. Viens avec nous, et nous te ferons du bien, car Yahvé a promis du bonheur à Israël. " -