<-
->

Nom / Fan 10:12 And the children of Israel took their journeys out of the wilderness of Sinai; and the cloud rested in the wilderness of Paran. Dia niainga tany an-efitr' i Sinay ny Zanak' Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana. Ka nanohy ny diany ny zanak' Israely, dia niala tao amin' ny efitra Sinaia, ary tany amin' ny efitra Faràna no nijanona ny rahona. Les Israélites partirent, en ordre de marche, du désert du Sinaï. C' est au désert de Parân que la Nuée s' arrêta.