<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 3:12 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah: Toy ny famonjin' ny mpiandry ondry ny tongotr' ondry roa na ny sombin-tsofina eny am-bavan' ny liona, dia toy izany no ho famonjy ny Zanak' Isiraely, izay mipetraka ao Samaria, eo an-jorom-parafara sy eo amin' ny lamba fandriandriana avy any Damaskosy. | Izao no lazain' ny Tompo: Toy ny fanatsoaky ny mpiandry ondry, avy eo am-bavan' ny liona ny ranjo roa na tendron-tsofina iray, no famonjy ny zanak' Israely izay mipetraka ao Samaria, eo an-joron' ny sezabe, eo ambonin' ny ondana avy any Damasa. | Ainsi parle |