<-
->

Amo / Am 1:13 Thus saith the Lord; For three transgressions of the children of Ammon, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they have ripped up the women with child of Gilead, that they might enlarge their border: Izao no lazain' i Jehovah: noho ny fahotana telon' ny taranak' i Amona, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria notatahany izay bevohoka tao Gileada, hanitarany ny fari-taniny; Izao no lazain' ny Tompo: Noho ny heloka telo nataon' ny taranak' i Ammona, sy noho ny efatra - tsy hahemotro ny didy. Satria notatahany ny kibon' ny vehivavy bevohoka teo Galaada, mba hanitarany ny faritaniny, Ainsi parle Yahvé : Pour trois crimes des fils d' Ammon et pour quatre, je l' ai décidé sans retour ! Parce qu' ils ont éventré les femmes enceintes du Galaad afin d'élargir leur territoire,