<-
->

Jer / Jr 49:6 And afterward I will bring again the captivity of the children of Ammon, saith the Lord. Ary rehefa afaka izany, dia hampodiko ihany avy amin' ny fahababoana ny taranak' i Amona, hoy Jehovah. Rahefa afaka anefa izany mbola hampodiko ny voababo amin' ny taranak' i Ammona, -- teny marin' ny Tompo. Mais ensuite je ramènerai les captifs des fils d' Ammon, oracle de Yahvé.