<-
->

Jer / Jr 41:10 Then Ishmael carried away captive all the residue of the people that were in Mizpah, even the king' s daughters, and all the people that remained in Mizpah, whom Nebuzaradan the captain of the guard had committed to Gedaliah the son of Ahikam: and Ishmael the son of Nethaniah carried them away captive, and departed to go over to the Ammonites. Ary nentin' Isimaela ho babo ny olona rehetra izay sisa tao Mizpa, na ny vehivavy zanak' andriana, na ny olona rehetra izay sisa tao Mizpa, izay napetrak' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama; eny, Isimaela, zanak' i Netania, nitondra azy ireny ho babo, ka dia lasa niala nankany amin' ny taranak' i Amona izy. Dia nentin' Ismaely ho babo ny olona sisa tao Masfà, ireo zanakavanin' ny mpanjaka mbamin' ny vahoaka rehetra tafajanona tao Masfà, izay nomen' i Nabozardana lehiben' ny mpiambina an' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, ho filohany; nentin' Ismaely zanak' i Nataniasa ho babo ireo, dia lasa nankany amin' ny taranak' i Ammona izy. Puis Yishmaèl fit prisonniers tout le reste du peuple qui était à Miçpa, les filles du roi et tout le peuple resté à Miçpa que Nebuzaradân, commandant de la garde, avait confiés à Godolias, fils d' Ahiqam; Yishmaèl, fils de Netanya, les emmena prisonniers et se mit en marche pour passer chez les Ammonites.