<-
->

Lev 9:3 And unto the children of Israel thou shalt speak, saying, Take ye a kid of the goats for a sin offering; and a calf and a lamb, both of the first year, without blemish, for a burnt offering; Ary ny Zanak' Isiraely dia ilazao hoe: Makà osilahy hatao fanatitra noho ny ota sy ombilahy kely ary zanak' ondry, izay samy iray taona sady samy tsy misy kilema, hatao fanatitra dorana, Ary mitenena amin' ny zanak' Israely lazao hoe: Makà hianareo osilahy iray, hatao sorona noho ny ota; ary zanak' omby iray, sy zanak' ondry iray, samy efa iray taona sy tsy misy kilema avy, hatao sorona dorana; Tu diras ensuite aux Israélites : "Prenez un bouc pour offrir un sacrifice pour le péché, un veau et un agneau d' un an tous deux sans défaut pour un holocauste,