<-
->

Lev 26:44 And yet for all that, when they be in the land of their enemies, I will not cast them away, neither will I abhor them, to destroy them utterly, and to break my covenant with them: for I am the Lord their God. Ary na dia izany rehetra izany aza, raha any amin' ny tanin' ny fahavalony izy, dia tsy holaviko ary tsy ho halako, fandrao lany ringana izy rehetra, ka rava ny fanekeko taminy; fa Izaho no Jehovah Andriamaniny. Na dia amin' izany aza anefa, rahefa mby any amin' ny tanim-pahavalony izy ireo, tsy dia hariako na ho halako hataoko levona mihitsy sy hahatapaka ny fanekeko taminy; fa izaho no Iaveh Andriamaniny. Cependant ce ne sera pas tout : quand ils seront dans le pays de leurs ennemis, je ne les rejetterai pas et ne les prendrai pas en dégoût au point d' en finir avec eux et de rompre mon alliance avec eux, car je suis Yahvé leur Dieu.