<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 24:10 | And the son of an |
Ary nisy lehilahy anankiray nivoaka nankeo amin' ny Zanak' Isiraely, vehivavy Isiraelita no reniny, fa lehilahy Egyptiana no rainy; ary niady teo an-toby io zanaky ny vehivavy Isiraelita io sy ny lehilahy Isiraelita anankiray. | Nisy zanakalahin' ny vehivavy Israelita anankiray, nefa zanaky ny lehilahy Ejipsiana, nankeo afovoan' ny zanak' Israely: ary nifampila kisa teo an-toby ny zanakalahin' ilay vehivavy Israelita sy ny lehilahy anankiray amin' Israely. | Le fils d' une |